Hoy ny lehilahy antitra feno fahendrena iray: "Tsy ilay mahay mandresy olona (amin'ny ady totohondry) no olona matanjaka. Fa ilay mahay mifehy ny tenany rehefa tezitra, na amin'ny fotoan-tsarotra, no tena matanjaka."